Mampatanjaka ireo mpikambana vaovao
Mankatò ireo didy


“Mankatò ireo didy,” Ny lalan’ny fanekempihavanako (2020)

“Mankatò ireo didy,” Ny lalan’ny fanekempihavanako

Sary
vehivavy mivavaka

Mankatò ireo didy

Rehefa mankatò ireo didy ianao, dia hahita fiadanana sy fifaliana ary hanana mandrakariva ny Fanahy miaraka aminao (jereo ny Môzià 2:41).

  • Fantaro ny maha zava-dehibe ny fankatoavana ireo didy. Resaho manokana amin’ireo rahalahy na rahavavy mpanompo anao na amin’ny misiônera ireo didy voalaza ao amin’ny Torio ny Filazantsarako. (Ny didy mba hitandrina ny andro Sabata ho masina dia resahina ao amin’ilay zavatra iainana hoe “Mitandrina ny andro Sabata ho masina.”) Azonao atao ny mampiasa ny:

  • Tohizo ny fiainana ireo didy ireo. Raha manana olana ianao amin’ny iray amin’ireo na ny mihoatra izany dia miresaha amin’ny evekanao. Eo izy hanampy anao.

Hamoaka printy