“Mandray anjara amin’ny takarivan’ny mpianakavy,” Ny lalan’ny fanekempihavanako (2020)
“Mandray anjara amin’ny takarivan’ny mpianakavy,” Ny lalan’ny fanekempihavanako
Mandray anjara amin’ny takarivan’ny mpianakavy
Ny takarivan’ny mpianakavy dia fomba fanao eo anivon’ny mpikambana izay hanokanan’ny fianakaviana fotoana isan-kerinandro mba hiarahan’ny mpianakavy, sy hankafizana ny fiarahana, ary handraisana anjara amin’ireo fiaraha-mientana izay mampifanakaiky azy ireo sy manamafy orina ny finoan’izy ireo an’i Jesoa Kristy.
-
Fantaro ny maha zava-dehibe ny takarivan’ny mpianakavy. Azonao atao ny mampiasa ny:
-
“Soirée familiale” ao amin’ny Apprendre et Servir dans l’Église,, 5.
-
-
Manaova takarivan’ny mpianakavy miaraka amin’ny fianakavianao na namanao, na manatreha takarivan’ny mpianakavin’ny fianakaviana iray ao amin’ny paroasy.
-
Manomboha manao takarivan’ny mpianakavy tsy tapaka miaraka amin’ny fianakavianao raha ahafahanao manao izany ny toe-javatra iainanao.