Mampatanjaka ireo mpikambana vaovao
Vita famehezana amin’ny fianakavianao


“Vita famehezana amin’ny fianakavianao,” Ny lalan’ny fanekempihavanako (2020)

“Vita famehezana amin’ny fianakavianao,” Ny lalan’ny fanekempihavanako

Sary
fianakaviana any amin’ny tempoly

Vita famehezana amin’ny fianakavianao

Ny Raintsika any An-danitra dia nanome fomba iray ahafahan’ny fianakaviana miaraka mandrakizay. Ao amin’ny tempoly, ny mpivady sy ny zanaka ary ny ray aman-dreny manerana ny taranaka manontolo dia azo fehezina mandritra izao fiainana izao ary mandrakizay. Rehefa avy nandray ny fanafiana masina ianao sy ny vadinao, dia azo fehezina miaraka amin’ireo zanakareo ianareo. Afaka mandray anjara amin’ireo famehezana ireo razambenao efa nodimandry koa ianao.

  • Mianara momba ny famehezana any amin’ny tempoly. Azonao atao ny mampiasa ny:

    • Le scellement au temple”, temples.ChurchofJesusChrist.org

    • Pourquoi la famille est-elle si importante?,” “Comment ma famille peut-elle retourner vivre avec Dieu?,” “Quel est le but du temple?,” “Qu’est-ce que le scellement au temple?,” sy ny “Qu’en est-il de ma famille?” ao amin’ny La famille et le Temple, 1–5, 9–10, 22–26.

  • Mamandriha daty any amin’ny tempoly mba hamehezana anao amin’ny vady aman-janakao (raha azo atao).

Tohizo ny fitsidihana ny tempoly matetika, raha mamela anao hanao izany ny toe-javatra iainanao, rehefa avy nandray ny fanafiana masina ianao ary nofehezina, mba hahafahanao manatanteraka ireo ôrdônansy ho an’ireo razambenao.

Hamoaka printy