Mampatanjaka ireo mpikambana vaovao
Manompo ny hafa


“Manompo ny hafa,” Ny lalan’ny fanekempihavanako (2020)

“Manompo ny hafa,” Ny lalan’ny fanekempihavanako

Sary
olona manao asa fanompoana

Manompo ny hafa

Naneho ohatra tonga lafatra eo amin’ny fanompoana ny hafa i Kristy. Mandritra ny fiainanao ianao dia afaka ny ho tonga tahaka Azy kokoa rehefa manararaotra ireo fotoana ahafahanao manampy ny olona manodidina anao. Rehefa manampy ny hafa ianao, dia manao “ny fanompoana an’ Andriamani[trao] (Môzià 2:17) sy mahatsapa ny fifaliana entin’ny fanampiana ny hafa.

  • Fantaro ny maha zava-dehibe ny fanompoana ny hafa, ary resaho amin’ny rahalahy na rahavavy mpanompo anao ireo fahafahana manompo ao amin’ny faritra misy anao. Azonao atao ny mampiasa ny:

    • Comment puis-je servir dans l’Église?,” ao amin’ny Apprendre et Servir dans l’Église,” 9–14.

    • JustServe.org.

  • Fantaro ireo fahafahana manompo ao amin’ny Fiangonana, ka tafiditra ao anatin’izany ny fanompoana, ny fandraisana antso iray na andraikitra iray, ary fanaovana vavaka sy lahateny ao am-piangonana. Azonao atao ny mampiasa ny:

    • Les appels dans l’Église,” “Le processus pour recevoir un appel,” ary ny “Les différents domaines de service dans l’Église” ao amin’ny Apprendre et Servir dans l’Église, 10–14.

  • Diniho raha vonona ny hanaiky antso na andraikitra ianao. Resaho miaraka amin’ny evekanao izany.

Hamoaka printy