Mampatanjaka ireo mpikambana vaovao
Mamantatra ny momba ny Fisoronana Aharôna sy ny Fandaharanasan’ny Zatovolahy


“Mamantatra ny momba ny Fisoronana Aharôna sy ny Fandaharanasan’ny Zatovolahy,” Ny lalan’ny fanekempihavanako (2020)

“Mamantatra ny momba ny Fisoronana Aharôna sy ny Fandaharanasan’ny Zatovolahy,” Ny lalan’ny fanekempihavanako

Sary
Fanamasinana ny fanasan’ny Tompo

Mamantatra ny momba ny Fisoronana Aharôna sy ny Fandaharanasan’ny Zatovolahy

Ny fisoronana dia hery sy fahefan’ Andriamanitra izay omena ireo mpanompony ety an-tany ary ampiasaina mba hitahiana ireo zanany rehetra, na vavy na lahy. Ny lehilahy mendrika iray izay 11 taona no ho miakatra dia afaka mandray ny Fisoronana Aharôna herinandro aorian’ny fandraisana ho mpikambana. Rehefa mivoatra eo amin’ny lalan’ny fanekempihavanana ireo lehilahy mendrika dia afaka mandray ny Fisoronana Melkizedeka izy ireo.

Hamoaka printy