“Mamantatra ny momba ny Fisoronana Aharôna sy ny Fandaharanasan’ny Zatovolahy,” Ny lalan’ny fanekempihavanako (2020)
“Mamantatra ny momba ny Fisoronana Aharôna sy ny Fandaharanasan’ny Zatovolahy,” Ny lalan’ny fanekempihavanako
Mamantatra ny momba ny Fisoronana Aharôna sy ny Fandaharanasan’ny Zatovolahy
Ny fisoronana dia ny hery sy fahefan’ Andriamanitra izay omena ireo mpanompony ety an-tany ary ampiasaina mba hitahiana ireo zanany rehetra, na vavy na lahy. Ny lehilahy mendrika iray izay 11 taona no ho miakatra dia afaka mandray ny Fisoronana Aharôna herinandro aorian’ny fandraisana ho mpikambana. Rehefa mivoatra eo amin’ny lalan’ny fanekempihavanana ireo lehilahy mendrika dia afaka mandray ny Fisoronana Melkizedeka izy ireo.
-
Fantaro ny momba ny fahefan’ny fisoronana sy ny fomba hitahian’ny fisoronana ny mpikambana rehetra. Raha lehilahy ianao dia tandremo fatratra ireo fanekempihavanana sy andraikitra mifandray amin’ny Fisoronana Aharôna sy ny fomba fiasan’ny Fandaharanasan’ny Zatovolahy. Azonao atao ny mampiasa ny:
-
“Que signifie être ordonné à la prêtrise?” ao amin’ny La famille et le temple (kiboky, 2016), 5–6.
-
“Le serment et l’alliance de la prêtrise concernent aussi les femmes”, ChurchofJesusChrist.org.
-
“Ireo kôlejin’ny Fisoronana Aharôna,” Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany: Manompo ao amin’ Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany, 10.1 ChurchofJesusChrist.org.
-
Le Rétablissement de l’Évangile de Jésus Christ (kiboky, 2008).
-
Torolalana fampahafantarana ho an’ny ankizy sy ny zatovon’ Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany (2019), raha mihatra.
-
Ho zatovo mahery!: Torolalana amin’ny fanaovana safidy (2022) (18411).
-
-
Raha lehilahy ianao ka 11 taona na mihoatra, dia miresaha amin’ny eveka na ny mpitantsoratra mpanatanteraka mba hamandrihana fotoana hanaovana dinika sy tafa mba handraisana ny Fisoronana Aharôna.