2022
Thelma Endicott, Utah, Etazonia
Septambra 2022


“Thelma Endicott, Utah, Etazonia,” Liahona, sept. 2022.

Fanehoana ny finoana

Thelma Endicott, Utah, Etazonia

Sary
vehivavy iray mitomany

Nanao horonan-tsary momba ny fisehoan’ny Mpamonjy tao amin’ny tanin’i Soafeno izahay. Tamin’io andro io ihany, ny rahalahiko dia nandry teo amin’ny fandrianan’ny hôpitaly niala aina voan’ny homamiadana raha ny zafikeliko voalohany kosa nisedra fahasembanana mahafaty hatramin’ny nahaterahany. Rehefa nidina avy tany an-danitra ilay mpilalao sarimihetsika naneho an’i Jesoa Kristy, dia fantatro fa ny Mpamonjy no valin’ireo fitsapana lalovako.

Hamoaka printy