2022
Fa lehibe ny tenin’i Isaia”
Septambra 2022


“Fa lehibe ny tenin’i Isaia,” Liahona, sept. 2022.

“Fa lehibe ny tenin’i Isaia”

(3 Nefia 23:1)

Sary
Isaia
  • Ahitana faminaniana 120+ momba ny fiavian’ny Mesia ao amin’ny asasoratr’i Isaia

  • Misy toko 6 misongadina tsara natokana ho an’ny fiavian’ny Mesia (jereo ny toko faha- 7; 9; 11; 50; 53; 61)

  • Toko 66 ao amin’ny bokin’i Isaia no boky lava indrindra tamin’ireo nosoratana mpaminany

  • Ny toko faha- 29 dia miresaka momba ny Bokin’i Môrmôna

  • Ahitana andalan-tsoratra masina fifehezana fotopampianarana miisa 6 ao amin’ny boky (1:18; 5:20; 29:13–14; 53:3–5; 58:6–7, 13–14)

  • Nitory nandritra ny 40 taona i Isaia (740–701 T.K.)

Hamoaka printy