2022
Henoy Izy
Septambra 2022


“Henoy Izy,” Liahona, Sept. 2022

Henoy Izy

Sary
I Jesoa Kristy miaraka amin’ny ankizy

“Ary niteny tamin’ny valalabemandry i [Jesoa], ary hoy Izy taminy: Jereo ny madinikareo.

“Ary raha nijery izy ireo mba hitazana, dia nanandratra ny masony nankany an-danitra izy ireo, ary nahita ny lanitra nisokatra sy nahita anjely nidina avy tany an-danitra miova tsy ny teo afovoan’ny afo; ary nidina ireny sy nanodidina ireo ankizy madinika ireo; ary nohodidinin’ny afo ireo; ary ny anjely dia nanompo azy ireo.”

Antsipiriany nalaina avy amin’ny Angels Ministered unto Them [Ny anjely dia nanompo azy ireo], nataon’i Walter Rane

Hamoaka printy