“Mandeha amin’ny fahazavan’ny Tompo,” Liahona, Sept. 2022. Haikanto momba ny Testamenta Taloha Mandeha amin’ny fahazavan’ny Tompo Saryny mpamonjy nandeha niaraka tamin’ny ondry roa “Ry taranak’i Jakoba, Avia, ary aoka isika handeha amin’ny fahazavan’i Jehovah.” Isaia 2:5 He Leadeth Me [Mitarika ahy Izy], nataon’i Yongsung Kim, sary nahazoana lalana avy amin’ny HavenLight.com