Septambra 2022 Henoy IzyPeta-drindrina misy zava-kanto mahafinaritra sy soratra masina. Tonga soa ato amin’ity laharana ityMaren DainesMisy fanantenana!Fampidirana an’ity laharan-gazetiboky nivoaka amin’izao fotoana izao ity izay manamafy ireo lohahevitra momba ny fanantenana sy ny fanabeazana zanaka. Ronald A. RasbandFanantenana sy fiononana ao amin’i KristyMampianatra ny Loholona Rasband fa anisan’ny drafitry ny famonjen’ny Ray ny fahoriana saingy ny ivon’izany drafitra izany dia ny fampiononana sy fanantenana azo avy amin’ny Sorompanavotan’i Jesoa Kristy. Ho an’ny ray aman-drenyMikatsaka fitarihana ara-panahySoso-kevitra momba ny fomba ahafahan’ireo ray aman-dreny mampiasa ny votoatin’ireo gazetibokin’ny Fiangonana volana septambra mba hampianarana ny zanany. I Maren Daines sy i G. Sheldon MartinLamina mahery vaika ho an’ny fanabeazan-janakaIreo mpanoratra dia mitrandraka fitsipika fitarika telo ho an’ny fanolokoloana ny fivoarana ara-pihetseham-po sy ara-panahin’ny zaza ka manovo avy amin’ny filazantsaran’i Jesoa Kristy sy fikarohana manohana ny fanabeazan-janaka izy ireo amin’izany. Fitsipika momba ny fanompoanaAfaka manampy ny hafa hahatsapa ho tiana sy hahatsapa tena ho voaray tsara isikaAfaka manaraka ny ohatra nasehon’ny Mpamonjy isika amin’ny fanampiana amim-pitiavana mba handraisana ny hafa, na inona na inona toe-javatra iainany na bika aman’endriny. Tafaorina eto ny FiangonanaNuku‘alofa, TongaFitantarana ny fivoaran’ny Fiangonana any Tonga. Tantara avy ao amin’ny Olomasina, Boky 3Loholona Ezra Taft Benson nitsidika ny Olomasina tany PôlôninaIty sombin-dahatsoratra nalaina tao amin’ny “Olomasina,” boky 3 ity dia milazalaza momba ny fitsidihan’ny Loholona Ezra Taft Benson ireo Olomasina tany Pôlônina taorian’ny Ady Lehibe II Ireo fototry ny filazantsaraTarihana mpaminany velonaFitsipika fototra mahakasika ny anjara asan’ny mpaminany fahiny sy ny mpaminany ankehitriny. Fanehoana ny finoanaThelma Endicott, Utah, EtazoniaZava-nisongadina avy amin’ny fiainan’ny Olomasin’ny Andro Farany isan’andro. Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany Annie WongIlay valim-bavaka azoko tamin’ny alalan’ny Bokin’i MôrmônaNandray andraikitra teo anatrehan’ny torohevitry ny Filoha Nelson momba ny fanamafisana orina ny fijoroana ho vavolombelona ny vehivavy iray ka nanapa-kevitra ny hamaky ny Bokin’i Môrmôna tamin’ny reniny izay nalaindaina. Molly Ogden WelchAvereno andramana fotsinyTaorian’ny fanaovana an-tsirambina ny fandalinana soratra masina dia feno fankasitrahana ny tanora iray amin’ny fahafahany mibebaka sy mamerina manolo-tena indray ho amin’ny famakiana tsy tapaka. Nadezhda KarezinaPorofoy fa mpihavana ianareoTaorian’ny nahafatesan’ny namana mpifanolobodirindrina iray sy ny zanany lahy dia naniry hanao ny asan’ny tempoly ho azy ireo ny vehivavy iray. Casey Paul GriffithsAndro iray isaky ny mandehaMianatra mandray andro iray isaky ny mandeha ny raim-pianakaviana iray eo am-pitomboan’ny zanany lahy taizan’ny autisme amin’ny dingan’ny fiainana iray mankany amin’ny iray hafa. Tanora Patricio M. GiuffraMamela ny Tompo hitarika ny fiainanaoMampianatra ny Loholona Giuffra fa hitahy antsika mandrakariva ny Tompo rehefa miasa amim-pinoana isika. Maryssa DennisMoa ve izaho irery no hany tanora tokan-tena na mpivady vao herotrerony sahirana amin’ny fitadiavana ny tanjoko?Mizara ny zavatra nianarany mikasika ny tanjon’ny fiainany ny tanora iray rehefa tsy nandeha araka izay nokasaina ny zava-drehetra. Troy LarsgardLamina arahina mba hialana amin’ny fahatsapana ho tsy afaka mivoatraMianatra ny fomba itahian’ny fanarahana ilay lamina ho an’ny fivoarana ao amin’ny Lioka 2:52 ny fiainany ny mpikambana tokan-tena iray ato amin’ny Fiangonana. Mitombo taona amim-pahatokianaLora KinderNy hatsaran’ny fahanteranaMahafantatra ny fifaliana sy fitahiana afaka ny ho azo avy amin’ny fahanterana ny vehivavy zokiolona iray. José A. TeixeiraMisady ny ho olona mivehitra ny zava-panahyMampianatra ny fomba hahafahantsika miaina fiainana miompana amin’ny fiheverana ny zava-panahy sy manana fitarihana bebe kokoa avy amin’ny Fanahy Masina ny Loholona Teixeira. Avia, hanaraka Ahy Inona no azontsika atao mba “[hanongilanantsika] ny sofin[tsika] amin’ny fahendrena”?Fanampiana amin’ny fandalinanao ny bokin’ny Ohabolana. Inona no nampianarin’i Isaia momba ny fanangonana an’i Isiraely?Fanampiana ho an’ny fandalinanao ny bokin’i Isaia. Inona no ampianarin’ny asasoratr’i Isaia ahy momba an’i Jesoa Kristy?Fanampiana amin’ny fandalinanao ny bokin’i Isaia. Inona no nampianarin’i Isaia momba ny maha-mpanompon’ny Tompo?Fanampiana amin’ny fandalinanao ny bokin’i Isaia. “Fa lehibe ny tenin’i Isaia”Sary fampahafantarana ny bokin’i Isaia. Haikanto momba ny Testamenta TalohaMandeha amin’ny Fahazavan’ny TompoHaikanto tsara tarehy maneho tantara mifandray amin’ny soratra masina. Pejy ho an’ny Vondromparitra Afrika Atsimo Hanana ny Fanahiko miaraka aminareo ianareo Avoty ireo izay malaindaina Manao veloma ny Loholona Christoffel Golden sy ny Rahavavy Diane Golden ny Vondromparitra Afrika Atsimo Manao veloma an’ny Loholona Ciro Schmeil sy ny Rahavavy Alessandra Schmeil ny Vondromparitra Afrika Atsimo Vavaka voavaly ho an’ny efitrano fianarana tao Môzambika Tonga tao Lesotho ireo misiônera Raiso ny Fanafiana Masinao