2022
Hatsaram-panahy ao an-dakilasy
Nôvambra 2022


Hatsaram-panahy ao an-dakilasy

Ireto misy fomba azonao hanehoana hatsaram-panahy ao amin’ny efitrano fianaranao.

Sary
school backpack

Manoratra teny kely ho an’ny olona izay toa malahelo na manirery.

Araho ny ohatra nasehon’i Jesoa Kristy. Inona no hataony?

Mahafantatra olona telo vaovao androany. Soraty eto ny anaran’izy ireo!

  • Anarana:

    Ny zavatra nianarako momba azy ireo:

  • Anarana:

    Ny fomba ahafahako mahafantatra azy ireo bebe kokoa:

  • Anarana:

    Ny fomba azoko anampiana azy ireo:

Torohevitra kely momba ny fakàna namana

  1. Tolory tanana ny hafa izay tsy mitovy aminao.

  2. Mianara zavatra telo vaovao momba ny olona iray ao amin’ny kilasy misy anao.

  3. Mitsikia dia milazà hoe manahoana.

  4. Milazà zavatra feno hatsaram-panahy! Kitapo mahafinaritra? Akanjo izay tianao? Teneno izany!

  5. Mangataha olona iray hipetraka eo akaikinao na hilalao miaraka aminao.

Zavatra maneho hatsaram-panahy azoko atao:

Mitondra pensilihazo fanampiny ho an’ny olona izay nanadino ny azy.

Aoka ho tsara fanahy amin’ny tenanao rehefa manao fahadisoana.

Sary fnataon’i Mitch Miller

Hamoaka printy