2022
Ry namana malala
Nôvambra 2022


Ry namana malala,

Sary
Jesus Christ preaching to a multitude of people. Christ is seated on a rocky hillside. He is dressed in red and blue robes. He has one arm raised. Some of the figures have their hands clasped in devotion.

Ny fomba iray anehoan’ Andriamanitra ny fitiavany dia amin’ny alalan’ny fandefasana mpaminany ho antsika. Nandefa an’i Mosesy Andriamanitra hitarika ny vahoaka ho any amin’ny tany nampanantenaina. Nandefa an’i Noa Izy hampianatra ny filazantsara ary hanavotra ny fianakaviany sy ireo biby amin’ny safodrano. Naneho ny fitiavany Andriamanitra rehefa niaro an’i Daniela tao an-davaky ny liona. Inona no nampianaran’ny mpaminanintsika anao momba ny fitiavan’ Andriamanitra taminny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany? Jereo ny pejy 2–7 mba hahitana hevitra!

Amim-pitiavana,

Ny Namana

P.S. Jereo ao amin’ny pejy 20 raha hijery ny fomba nanehoan’ny ankizivavy iray avy any Libanona ny fitiavany nandritra ny Krismasy. Avy eo dia soraty aminay ny fomba nizaranao fitiavana tamin’ny hafa!

Hamoaka printy