2022
Manahoana ry namana!
Nôvambra 2022


Manahoana ry namana!

Sary
Lily and Avery Collette stand in front a television and hold up conference collages while Elder Gary E. Stevenson speaks on the TV behind them.

Nohetezanay ny sarin’i Jesoa mba hatao collage rehefa nijery fihaonambe izahay.

Lily sy Avery C., 5 sy 3 taona, Nouveau-Mexique, Etazonia

Sary
Portrait of Nehemiah Davis.

Tiako ny mihira ny “Ireo tantara ao amin’ny Bokin’i Môrmôna” ao amin’ ny Kilonga.

Nehemiah D., 3 taona, Auckland, Nouvelle-Zélande

Sary
Svea Olson smiles as she reads the Friend Magazine.

Tiako ny manao ilay pejy hoe “Tadiavo!” miaraka amin’ny dadako.

Svea O., 4 taona, Texas, Etazonia

Sary
A young boy named Mark Sears holds up a soccer ball and smiles.

Nivavaka aho mba hahita ny baoliko. Taorian’ny vavaka nataoko dia hitako ilay izy!

Mark S., 5 taona, Virginie-Occidentale, Etazonia

Hamoaka printy