Zavatra mahafinaritra
Tadiavo!
Ny tantaran’i Jona sy ilay trondro be dia mampahatsiahy antsika fa afaka mibebaka isika rehefa manao safidy ratsy. Azonao vakina ao amin’ny Jona 1–4 io tantara io. Izao dia tadiavo ireo zavatra miafina ao amin’ny sary etsy ambany!