2022
Avotra tamin’ny afo
Nôvambra 2022


Tantara ao amin’ny soratra masina

Avotra tamin’ny afo

Sary
Illustration of Shadrach, Meshach, and Abednego sitting together talking.

Mpinamana be i Sadraka sy i Mesaka ary i Abednego. Nifanampy izy ireo mba hifidy ny tsara.

Sary
King Nebuchadnezzar II demands that everybody bow down and worship a graven image.

Indray andro ny mpanjaka dia nilaza tamin’ny olona rehetra mba hivavaka amin’ny sarivongana volamena. Raha tsy nanao izany izy ireo dia hatsipiny any anaty afo.

Sary
Shadrach, Meshach, and Abed-nego refuse to bow down and worship the graven image.

Nivavaka tamin’ilay sarivongana ny rehetra. Saingy nisy mpinamana telo tsy nivavaka afa-tsy tamin’ Andriamanitra.

Sary
Shadrach, Meshach, and Abed-nego are thrown into the fiery furnace.

Tezitra ny mpanjaka. Natsipiny tany anaty afo i Sadraka sy i Mesaka ary i Abednego.

Sary
Jehovah appears to Shadrach, Meshach, and Abed-nego in the fiery furnace and protects them from the consuming flames.

Saingy tsy main’ny afo izy ireo! Nisy olon’ny lanitra niaraka nijoro tamin’izy ireo ary niaro azy ireo.

Sary
A young girl declines to look at something on a smartphone

Afaka mifidy ny tsara aho , na dia sarotra aza izany. Hanampy ahy i Jesoa ary hiaraka amiko Izy!

Hamoaka printy