2022
I Matt sy Mandy
Nôvambra 2022


I Matt sy i Mandy

9 panel illustration of Matt and Mandy having a discussion about something that Mandy is writing about.

Manahoana razoky vavy. Manao inona ianao?

Manampy zavatra amin’ny listr’ireo fitahiana azoko.

9 panel illustration of Matt and Mandy having a discussion about something that Mandy is writing about.

Inona koa izany?

9 panel illustration of Matt and Mandy having a discussion about something that Mandy is writing about.

Lisitra ataoko izany izay misy ny zavatra rehetra mahafeno fankasitrahana ahy.

Izao aho dia manoratra ireo olona rehetra izay nitahy ny fiainako.

9 panel illustration of Matt and Mandy having a discussion about something that Mandy is writing about.

Ohatra an’ilay anadahinao mahafinaritra be iny?

9 panel illustration of Matt and Mandy having a discussion about something that Mandy is writing about.

Ye! Dia i Dada sy i Neny. Sy ireo misiônera nampianatra ny fianakaviantsika.

9 panel illustration of Matt and Mandy having a discussion about something that Mandy is writing about.

Ny dokotera, tahaka ilay nanasitrana ny tanako tapaka iny. Dia ny mpanampy ny mpitsabo. Sy ireo mpampianatra tsara fanahy. Ary …

9 panel illustration of Matt and Mandy having a discussion about something that Mandy is writing about.

Hitanao? Tsy ampy hanaovana ny lisitrao ny taratasintsika.

Ary efa lany ranomainty ny peniko!

Sary nataon’i Matt Sweeney