2022
Fikarohana harena sarobidy ataon’ny fianakaviana
Nôvambra 2022


Fikarohana harena sarobidy ataon’ny fianakaviana

Manangona harena sarobidy momba ny tantaram-pianakavianao isam-bolana.

Sary
family photos

Ny fanamby amin’ity volana ity

Mitadiava zavatra izay mampahatsiahy anao ny fomban-drazanao. Ataovy ao anatin’ilay boatin-java-tsarobidinao izany na ao amin’ny FamilySearch.org.

Hevitra momba ny harena saroby

  • Manaova lisitr’ireo zavatra ataon’ny fianakavianao miaraka.

  • Manaova sarin’ny fianakavianao miala voly amin’ny fialan-tsasatra tianao indrindra.

  • Mitadiava kalandrie tsy mbola misy na inona na inona ary asio sary kintana ireo andro miavaka ao anatin’ny taona. Soraty ny antony nisafidiananao ireo andro ireo.

Sary nataon’i Steven Keele

Hamoaka printy