Nôvambra 2022 Ry namana malalaVakio ny hafatra mikasika ny mpaminany. Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasyVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao! Natao ho anao ny fihaonambe Mifantoha amin’ny tempoly Vaovaon’ny fihaonambe Zavatra noraisina an-tsoratra avy amin’ny fihaonambe Ny fihaonambe dia maneho sy milaza Richard M. RomneyHalavana tena mety tsaraMisy maneso i Trina satria fohy, saingy manampy azy ny kilasin’ny Kilonga mba hahatsapa fa tiana izy. Avia, hanaraka Ahy Asa atao mifandray amin’ny Avia, hanaraka AhyAmpiasao ireto fiaraha-mientana ireto entina handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny fianakavianao. Avotra tamin’ny afoAvotra tamin’ny afo i Sadraka sy i Mesaka ary i Abednego rehefa nisafidy ny hivavaka amin’ Andriamanitra foana izy ireo. Karatry ny mahery fo ao amin’ny soratra masinaManangòna karatra hianarana mikasika ireo olona manan-danja ao amin’ny Testamenta Taloha! Amin’ity volana ity: i Estera sy i Joba. Hevitra tsaraPetadrindrina misy hafatra hoe: “Araho hatrany ny mpaminany fa izy no mahalala izay ho aleha.” I Daniela sy ny lavaky ny lionaAmpiasao ireo saribakoly kely ahetsika amin’ny rantsan-tanana ireo hitantarana ny tantaran’i Daniela sy ny lavaky ny liona. Jane McBrideFanampiana kely fanampinyMahamenatra an’i Alex ny mandeha mamonjy fiofanana miteny kanefa mianatra izy fa tsy maninona izany hoe mila fanampiana kely fanampiny izany. Fantaro i Carmen avy any LibanonaFantaro i Carmen avy any Libanona ary fantaro ny fomba hanampiany tahaka an’i Jesoa. Nilaza i Jesoa ny mba hitiavantsika ny namantsikaMamakia tantara iray mikasika ny fomba nampianaran’i Jesoa antsika mba hitia ny namantsika ary avy eo dia manaova drafitra iray hanampiana tahaka ny nataony. Maneho ny fiarahabana avy aty Libanona!Fantaro i Libanona miaraka amin’i Margo sy i Paolo! Hatsaram-panahy ao an-dakilasyAmpiasao ireto hevitra ireto hizarana hatsaram-panahy ao an-dakilasy. Fikarohana harena sarobidy ataon’ny fianakavianaFantaro ny momba ny fianakavianao ary ampio zavatra vaovao ny boatin-java-tsarobidy misy ny tantaram-pianakavianao. Tadiavo!Hitanao ve ireo zavatra miafina ao amin’ilay sary? Amie Jane LeavittKilalao amin’ny taratasy aforitra (fanamboarana Origami)Mikarakara fiaraha-mientana ho an’ny kilasy vaovaon’ny Kilongany ao Filipina i Toshi. Gerrit W. GongAhoana no hanampiako ny tsirairay hahatsapa ho voaray tsara?Vakio ny hafatra iray avy amin’ny Loholona Gerrit W. Gong momba ny fanampiana ny hafa hahatsapa ho voaray tsara. Ankamantatra momba ny baolina kitraAmpiasao ireo fanoroana hevitra hahafantarana ny anaran’ny ankizy tsirairay. I Matt sy MandyManao lisitr’ireo olona mahafeno fankasitrahana azy i Mandy. Ho an’ny ankizy lehibe Ho an’ny ankizy lehibeTorohevitra sy fiaraha-mientana ho an’ny ankizy lehibe kokoa. Megan RoxasHitan’i Felipe ny lalanaNivavaka i Felipe mba hahita ny lalana rehefa very izy ary notarihin’ny Ray any An-danitra ho amin’ny toerana azo antoka izy. Miomàna ho any amin’ny tempoly!Henoy ireo ankizy maro manerana izao tontolo izao miresaka momba ny fiomanana ho any amin’ny tempoly. Resadresaka niarahana tamin’i Xiomara momba ny hoe ohatra ny ahoana izany vaovao ao amin’ny Zatovovavy izanyFantaro i Xiomara ary fantaro hoe manao ahoana izany mifindra mankao amin’ny Zatovovavy izany. Kilalao fisaoranaLalaovy ity karazana raboka mahafinaritra ity mba hampahatsiahivana ireo fitahiana azonao! Ho an’ireo namana mbola kely Ho an’ireo namana mbola kelyFarano ny lamin’ny fizotry ny naoty Manahoana ry namana!Fantaro ireo namana kely manerana izao tontolo izao. Fotoana ho an’ny fanaovana asaTadiavo ireo singa tsy ampy amin’ilay piozila. Jennifer MaddyMpanampy iray tena falyManampy amin’ny fanadiovana ny tranony i Felix. Julia WillardsonIlay boky miavakaMahazo bokin-tsoratra masina miavaka i Bernice mba hovakiany miaraka amin’ireo ray aman-dreniny. Afaka manao ny tsara ahoAmpianaro ny ankizy madinikareo amin’ny alalan’ny pejy holokoina mifototra amin’ny filazantsara. Ny hafatra amin’ity volana ity dia hoe: “Afaka manao ny tsara aho.” Hoy i JesoaPeta-drindrina misy ny hafatra hoe: “Nilaza i Jesoa fa tokony hanaraka ny mpaminany aho.” Ry ray aman-dreny malalaMamakia hafatra avy amin’ireo ray aman-dreny momba ny fanomanana ny zanakao ho amin’ny dingana vaovao amin’ny fiainana.