2022
Karatry ny mahery fo ao amin’ny soratra
Nôvambra 2022


Karatry ny mahery fo ao amin’ny SORATRA MASINA

Hetezo ireo karatra, aforeto manaraka ireo tsipika mitsitapatapaka ary araiketo hikombona.

Estera

Sary
Esther standing before King Ahasuerus.

“Ho amin’izao andro izao mihitsy no nanandratana anao”

  • Mpanjakavavy be herim-po izy ary Isiraelita.

  • Nisy lalàna vaovao nilaza fa tokony hovonoina avokoa ny Isiraelita rehetra. Nifady hanina sy nivavaka izy. Nanao vivery ny ainy izy hiresahana amin’ny mpanjaka.

  • Nihaino azy ny mpanjaka. Nanavotra ny vahoakany izy.

Joba

Sary
Illustration of Job kneeling in prayer with his home destroyed behind him.

“Fantatro fa velona ny Mpanavotra ahy.”

  • Olo-marina izy. Saingy nanana fitsapana maro izy. Maty ireo zanany sy ny biby fiompiny. Narary mafy izy.

  • Tsy fantany hoe nahoana ny zavatra ratsy no nitranga taminy. Saingy natoky an’ Andriamanitra izy.

  • Rehefa nandeha ny fotoana dia sitrana izy. Niaraka taminy Andriamanitra na tamin’ny andro tsara na tamin’ny andro sarotra.

Sary
cut-out scripture cards

Sary nataon’i Alona Millgram

Hamoaka printy