2022
Ankamantatra momba ny baolina kitra
Nôvambra 2022


Zavatra mahafinaritra

Ankamantatra momba ny baolina kitra

Sary
An illustration of 8 children. A boy and a girl are talking while 6 other children are playing soccer. One of the children has a physical disability.

Nanasa an’i Sara, mpiray monina aminy vaovao, i Alession mba hilalao baolina miaraka amin’ireo namany! Ampiasao ireo fanoroana hevitra hanampiana an’i Sara hahafantarana ny anaran’izy rehetra.

  1. Manao akanjo maitso i Diego.

  2. Mandaka baolina i Mimi sy i Lucas.

  3. Samy tia manao manga i Zoe sy i Heidi.

  4. Samy manao akanjo mitsipitsipika i Heidi sy i Thomas.

Sary nataon’i Mary Franson

Hamoaka printy