2022
Ry ray aman-dreny malala
Nôvambra 2022


Ry ray aman-dreny malala,

Sary
Page from the November 2022 The Friend Magazine.

Rehefa miha-lehibe ny zanakao, dia hanao dingana vaovao manan-danja izy ireo eo amin’ny fiainany, toy ny mandao ny Kilonga, na miakatra kilasy vaovao any an-tsekoly, na mandeha voalohany any amin’ny tempoly. Afaka manampy azy ireo ianao hiomana sy hatoky tena amin’izay hitranga manaraka. Azonao atomboka amin’ireo hevitra sasany ao amin’ny pejy 36 sy 38 izany.

Amim-pitiavana,

Ny Namana

Hamoaka printy