Namana
Ry namana malala
Septambra 2024


“Ry namana malala,” Namana, Septambra 2024, ao anatin’ny fonony eo anoloana.

Ry namana malala,

Sary
I Kristy tao Getsemane

I Jesoa Kristy irery ihany no tonga lafatra. Noho ny sorompanavotany dia afaka mibebaka avokoa isika rehefa manao safidy ratsy. Fanomezana mahatalanjona ny fibebahana! Midika izany fa afaka mivavaka mba hangataka famelan-keloka isika ary mamerina ny zavatra amin’ny laoniny. Hanampy antsika hanandrana indray sy hanao tsaratsara kokoa ny Mpamonjy.

Mba hianarana bebe kokoa dia vakio ny hafatra avy amin’ny Filoha Oaks ao amin’ny pejy 2. Inona no nataon’i Rafaela ao amin’ny pejy 14 rehefa naka zavatra tsy azy izy?

Mankahery anao izahay!

Namana

Hamoaka printy