Namana
Margo sy Paolo
Septambra 2024


“Margo sy Paolo,” Namana, Septambra 2024, 34.

Margo sy Paolo

Ilay lainga mikasika ny limonady

Sary
I Papai niditra ny lakozia mba hijery an’i Margo sy i Paolo ary nahita zava-pisotro niparitaka teo amin’ny tany

Sary nataon’i Katie McDee

Inona no nitranga teto?

Sary
I Margo sy i Paolo miresaka sy manao fihetsika

Annn, i Kiwi no nanao an’io!

Ie, nanidina izy dia nodominy ilay limonady!

Sary
I Margo sy i Paolo miondrika eo am-pametrahan’i Papai fanontaniana

Marina ve izany?

Tsia, … izahay no diso.

Sary
I Margo sy i Paolo ary i Papai mitsiky

Mifona izahay ry Papai. Hodiovinay io ary hanamboatra misimisy izahay!

Sary
I Margomanadio ilay limonady raraka ary i Paolo manamboatra limonady misimisy

Misaotra amin’ny fahamarinan-toetranareo. Mino aho fa hanao zavatra tsara amin’izay ianareo izao.

Sary
Fianakaviana mankafy ny limonady miaraka amin’ny sakafo harivany

Hamoaka printy