Namana
Ireo famantarana ny amin’ny fiavian’i Kristy
Septambra 2024


“Ireo famantarana ny amin’ny fiavian’i Kristy,” Namana, Septambra 2024, 24–25.

Fantaro ny momba ny Bokin’i Môrmôna

Ireo famantarana ny amin’ny fiavian’i Kristy

Nampianatra momba ny fiavian’i Jesoa Kristy ny mpaminany Samoela

Sary
Samoela mpaminany

Nampianatra izy fa rehefa ho avy i Jesoa dia hisy kintana iray vaovao eny amin’ny lanitra Hisy andro sy alina, ary andro tsy hisy haizina!

Sary
Kintana vaovao

Nampianatra ny olona izy hanara-maso ireny famantarana ireny mba hahafahan’izy ireo mibebaka. Tiany ho vonona amin’ny fiavian’ny Mpamonjy izy ireo.

Sary
I Jesoa Kristy miaraka amin’ny ankizy

Rehefa miverina indray ny Mpamonjy dia te ho vonona ihany koa isika!

Fanamby momba ny Soratra Masina

  • Taiza i Nefia no nivavaka ho an’ny olona? (Helamàna 7:10)

  • Izay manao inona no ho voatahy? (Helamàna 12:23)

  • Nampanantena ny Tompo fa hanangona ny olony tahaka ny ataon’ilay biby inona amin’ny zanany? (3 Nefia 10:4)

Afaka mamaky ny Bokin’i Môrmôna aho!

Sary
sary lokoina

Rehefa avy mamaky ianao dia lokoy ny ampahany amin’ilay sary. Azonao atao ny mamaky ireo soratra masina ireo miaraka amin’ny vakiteny isan-kerinandro ao amin’ny Avia, hanaraka Ahy

Sary
PDF

Sary nataon’i Bryan Beach

Hamoaka printy