Namana
Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy
Septambra 2024


“Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy,” Namana, Septambra. 2024, 1.

Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy

Aiza aho no mamaky ny Namana

Sary
Ankizivavy mitazona ny gazetiboky Namana

Emily R., 10 taona, mamaky ny Namana any Alemana any Basse-Autriche, Autriche.

Fiadian’ Andriamanitra

Sary
Zazalahy miaraka amin’ny bodofotsy natao kapaoty, vilany natao fiarovan-doha, ary sarom-bilany natao ampinga.

Mitafy ny fiadian’ Andriamanitra aho ao avy amin’ny “Sahanasa momba ny Avia, hanaraka Ahy ”(ôkt. 2023). Nianatra aho fa afaka ny ho vonona ara-panahy mandrakariva mba hanaraka an’i Jesoa Kristy.

Mattheus van D., 7 taona, Hôlandy Atsimo, Hôlandy

Mahafinaritra ahy ny mahita ny Tempoly

Sary
Ankizivavy mipetraka manoloana ny tempoly

Andrea Camila G., 6 taona, mitsidika ny Tempolin’i Caracas Venezoela.

Tianay ny maheno vaovao avy amin’ireo namanay!

Hamoaka printy