Namana
I Samoela teo amin’ny manda
Septambra 2024


“I Samoela teo amin’ny manda,” Namana, Septambra 2024, 12.

Zavatra mahafinaritra

I Samoela teo amin’ny manda

Sary
PDF

Sary nataon’i Maddie Baker

Niakatra teo amin’ny manda i Samoela mpaminany mba hampianatra ny olona momba an’i Jesoa Kristy (jereo ny Helamàna 13–16). Ataovy ity asa tanana ity mba hanampy anao hahatsiaro ny tantaran’i Samoela. Ahoana no ahafahanao mizara ny momba an’i Jesoa Kristy amin’ny hafa?

  1. Hetezo ireo sary. Tataho moramora ilay tsipika misy teboteboka eo amin’ny manda mba hahatonga azy hisy tataka kely roa.

  2. Atsofoy eo amin’ilay tataka ilay taratasy lavalava. Azonao atao amin’izay ny mampihanika sy mampidina an’i Samoela eo amin’ny manda rehefa mitantara ny tantara ao amin’ny pejy faha-24 ianao!

Hamoaka printy