Septambra 2024 Ry namana malalaMamakia hafatra iray momba ny fibebahana. Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasyVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao! Dallin H. OaksMitondra fifaliana ny fibebahana!Mizara hafatra mikasika ny fibebahana ny filoha Oaks. Kimberly OldroydIlay loza nateraky ny zana-tsipikaRaha nanimba tsy nahy ny fiaran’ny nenitoany i Daniel dia nianatra fa tsara kokoa ny marin-toetra. Manara-dia an’i Jesoa any ZimbabweFantaro i Sariah avy any Zimbabwe ary fantaro ny fomba ataony hanarahana an’i Jesoa. Maneho ny fiarahabana avy aty ZimbabweManaova dia mankany Zimbabwe mba hamantarana ny momba azy! Rebekah JakemanIlay andro nahasorisorena an’i PatrikSorena i Patrik satria sahirana amin’ny zavatra ataony ny rahalahiny, ka nivavaka izy mba ho tony. I Samoela teo amin’ny mandaAsa tanana tsotra mba hampianarana ny tantaran’i Samoela ilay Lamanita teo amin’ny manda. Raha mihaino amin’ny foko ahoHira namoraina ho an’ny “Raha mihaino amin’ny foko aho” Abby LarkinsPensilihazo very ka hita indrayNanangona pensilihazo very izay hitany tany an-tsekoly i Rafaela ary nanapa-kevitra ny hametraka izany ao amin’ny vata fasiana ny zavatra very ka hita indray. Gary E. StevensonAhoana no ahafahako mivoatra?Vakio ny hafatra iray mikasika ny fibebahana avy amin’ny Loholona Stevenson. Lokoy araka ny endrinySahanasa fandokoan-javatra araka ny endriny izay maneho tempoly iray. Bradley Salmond IIIIlay tetikasa siantifikaMianatra mandroso hatrany ny ankizy iray na dia tsy araka ny nantenainy aza ny zava-mitranga. Miara-manara-dia an’i JesoaAmboaran-teny nambaran’ankizy manerana izao tontolo izao. Inona no dikan’ny hoe manangona an’i Israely?Karatra mivoaka isam-bolana momba ny tempoly manerana izao tontolo izao sy ireo zava-misy momba ny tempoly. Kintana iray vaovaoSahanasa momba ny sary miafina iray mikasika ny tantara iray ao amin’ny Bokin’i Môrmôna. Avia, hanaraka Ahy Ireo famantarana ny amin’ny fiavian’i KristyNampianatra ny olona momba ireo famantarana ny amin’ny fiavian’i Jesoa Kristy ety an-tany i Samoela mpaminany. Nivavaka ho an’ny olona i NefiaVakio ny tantara iray mikasika an’i Nefia nivavaka teo amin’ny tilikambo tao amin’ny saha. Sahanasa momba ny Avia, hanaraka AhyAmpiasao ireto sahanasa ireto mba handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny fianakavianao. Ashley StarkMidera ny ekipa roaMianatra manana fihetsika mendrika i Jayne rehefa miaraka manao kilalao amin’ny fianakaviany. Kevin W. PearsonIza marina moa ianaoNy Loholona Pearson dia miresaka momba ny maha-zanak’ Andriamanitra antsika tsirairay. Margo sy PaoloNahita fehin-tanan’olona very i Margo ary nanapa-kevitra ny hamerina izany. Fizarana ho an’ny ankizy lehibe Fizarana ho an’ny ankizy lehibeFanolorana ny Fizarana ho an’ny ankizy lehibe. Olivia KittermanIlay boatin’ny fanahianaManatona dokotera sy mamaky soratra masina i Olivia mba hanampiana azy hiala amin’ny fanahiana. Rojon-tsoratra masina vakinaSahanasa iray izay manampy ny ankizy hanao rojon-tsoratra masina mba hovakina rehefa mila fampaherezana izy ireo. Inona no ao an-tsainao?Vakio ny antony maha-zava-dehibe ny zavatra safidinao hojerena sy hohenoina. Tafatafa niarahana tamin’i Teancum mikasika ny soratra masinaMizara ny fomba fianarany zavatra avy amin’ny soratra masina i Teankoma avy any Fidji. Peter E.Voninkazo ho an’ilay mpiray vodirindrina amikoNametraka tanjona hanangom-bola i Peter hividianana voninkazo ho an’ny mpiray vodirindrina aminy, izay vehivavy mananotena, amin’ny fankalazana ny andron’ny mpifankatia. Fizarana ho an’ny namana kely Fizarana ho an’ny namana kelyFantaro ireo namana kely sasantsasany manerana izao tontolo izao. Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fanehoako fahamarinan-toetraTantara sy sahanasa iray ho an’ny ankizy kely mikasika ny fahamarinan-toetra. Inona no atao hoe Tempoly?Tantara fohy momba ny tempoly ho an’ireo ankizy kely. Manangona antsika tahaka ny reniakoho manangona ny zanany i JesoaPejy lokoina mampiseho ny fomba fiarovan’i Jesoa Kristy antsika. Izany dia miaraka amin’ny famakiana ny soratra masina ho an’ny herinandron’ny 23–29 Septambra ao amin’ny Avia hanaraka Ahy. I Kristy manasitrana ireo NefitaAsa haikanto tsara tarehy mampiseho ny Mpamonjy manasitrana ny Nefita. Ry ray aman-dreny malalaMamakia hafatra iray ho an’ny ray aman-dreny manan-janaka mitolona amin’ny olan’ny fanahiana.