Namana
I Kristy manasitrana ireo Nefita
Septambra 2024


“I Kristy manasitrana ireo Nefita,” Namana, Septambra 2024, 49.

I Kristy ao amin’ny Bokin’i Môrmôna

I Kristy manasitrana ireo Nefita

“Nandroso [ny valalabemandry iray manontolo] niaraka tamin’ny marariny sy ny oriny ary ny maleminy, ary niaraka tamin’ny jambany, ary niaraka tamin’ny mareniny sy tamin’ireo izay nijaly na manao ahoana na manao ahoana izany; ary nositraniny ny tsirairay avy taminy arakaraka ny nitondrana azy teo anoloany” (3 Nefia 17:9).

Sary
I Jesoa Kristy manasitrana ireo Nefita

Bring Them Hither and I Will Heal Them (Ento aty ireo fa ho sitraniko) nataon’i Casey Childs

Hamoaka printy