Namana
Ry ray aman-dreny malala
Septambra 2024


“Ry namana malala,” Namana, Septambra 2024, fonony ambadika.

Ry ray aman-dreny malala,

Sary
Taratasy ho an’ny ray aman-dreny

Mitolona amin’ny olan’ny fanahiana ve ny zanakao? Miaraha mamaky ny “Ilay boatin’ny fanahiana” (pejy faha-36) ary resaho ireo fomba nahazoan’i Olivia hiatrehana ireo zavatra nampatahotra azy. Avadiho ny pejy avy eo ary manaova rojon- tsoratra masina mifono fampaherezana miaraka aminy. Ampio ny zanakao hahatakatra fa noho ny Sorompanavotan’i Jesoa Kristy, dia mahatakatra tanteraka ny momba antsika ny Mpamonjy ary afaka manampy antsika amin’ny tahotra rehetra ananantsika.

Amim-pitiavana,

Namana

Hamoaka printy