Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2022
Ho fampahafantarana ny mpikamban’ny Fiangonana, ny Fiadidiana Voalohany dia namoaka ity tatitra manaraka ity izay momba ny antontan’isa mikasika ny fivoarana sy ny toetoetry ny Fiangonana tamin’ny 31 Desambra 2022.
Rantsan’ny Fiangonana | |
Tsatòka |
3521 |
Misiôna |
411 |
Distrika |
517 |
Paroasy sy sampana |
31.330 |
Isan’ny mpikamban’ny Fiangonana | |
Totalin’ny isan’ny mpikambana |
17.002.461 |
Zaza notsofina rano voarakitra tato amin’ny Fiangonana tamin’ny taona 2022 |
89.059 |
Olona niova fo natao batisa nandritra ny taona 2022 |
212.172 |
Misiônera | |
Misiônera amin’ny fotoana feno mampianatra ny filazantsara |
62.544 |
Misiônera zokiolona misahana asa fanompoana |
27.070 |
Misiônera tanora misahana asa fanompoana manokana ao amin’ny Fiangonana |
2.736 |