Avia, hanaraka Ahy—Ho an’ny kôlejin’ny Fisoronana Aharôna sy ny kilasin’ny Zatovovavy: Lohahevitra ara-potopampianarana 2021 Pejin-dohateny Mampiasa ny Avia, hanaraka Ahy—Ho an’ny kôlejin’ny Fisoronana Aharôna sy ny kilasin’ny Zatovovavy Janoary 10 janoaryNahoana no zava-dehibe ny Fahitana Voalohany? 24 janoaryAhoana no ahafahako manomana ny tenako handray anjara amin’ny “Asa Mahatalanjona” ataon’ Andriamanitra? Febroary 14 febroaryInona no atao hoe Fisoronana? 28 febroaryInona no hevitry ny hoe mibebaka? Martsa 14 martsaAhoana no ifamenoan’ny anjara asa masina tànan’ny lehilahy sy ny vehivavy? 28 martsaNahoana aho no mila ny Sorompanavotan’i Jesoa Kristy? Aprily 11 aprilyAhoana no ahafahako manasa ny rehetra hanatona an’i Kristy? 25 aprilyAhoana no ahafahako mitovy amin’i Kristy kokoa amin’ny fanompoako ny hafa? Mey 9 meyAhoana no ahafahan’ny Fanahy Masina mitahy ahy isan’andro? 23 meyAhoana no andraisako ny fanomezana ny Fanahy Masina? Jona 13 jonaAhoana no ahafahako manohitra ny pôrnôgrafia? 27 jonaAhoana no ahafahako miomana amin’izao fotoana izao mba hanangana tokantrano mifantoka amin’i Kristy? Jolay 11 jolayInona no fiantraikan’ny fahalalana momba ny drafitry ny famonjena amin’ny fiainako? 25 jolayNahoana aho no tokony hankatò ireo didin’ Andriamanitra? aogositra 8 aogositraAhoana no ahafahako mandray anjara amin’ny fanangonana an’i Isiraely? 22 aogositraNahoana aho no tian’ny Tompo ho salama tsara? Septambra 12 septambraAhoana no ahafahantsika miatrika fahoriana amim-pinoana? 26 septambraNahoana no zava-dehibe ny maha eto ambonin’ny tany ireo fanalahidin’ny fisoronana amin’izao fotoana izao? Ôktôbra 10 ôktôbraAhoana no ahafahako ho lasa miova fo feno kokoa ho an’ny Tompo? 24 ôktôbraAhoana no ahafahako mahazo “ny herin’ny lanitra” eo amin’ny fiainako? Nôvambra 14 nôvambraNahoana no zava-dehibe ny fanambadiana mandrakizay? 28 nôvambraAhoana no nitondran’i Joseph Smith fanampiana teo amin’ny fanatanterahana ny drafitry ny Ray any An-danitra? Desambra 12 desambraAhoana no ahitako valiny ho an’ireo fanontaniako? 26 desambraNahoana no zava-dehibe ny fianakaviana?