Tahirim-pitaovana
pejin-dohateny


Ireo Fototry ny Famerenana amin’ny Laoniny - Bokin’ny mpampianatra

Fianarana ny filazantsara faha-225

Navoakan’
Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany
Salt Lake City, Utah

Sary eo amin’ny fonony: Famerenana ny Fisoronana Melkizedeka amin’ny laoniny, nataon’i Walter Rane

Ho raisina an-tanan-droa ireo fanamarihana sy fanitsiana. Mba alefaso izany, miaraka amin’ireo zavatra diso, ao amin’ny:

Seminaries and Institutes of Religion Curriculum Services

50 E. North Temple St., Floor 8

Salt Lake City, Utah 84150-0008

USA

Email: ces-manuals@ldschurch.org

Mba soraty azafady ny anaranao feno, ny adiresinao, ny paroasy sy ny tsatòka misy anao.

Aza adino ny manome mazava ny lohatenin’ilay boky. Avy eo dia zarao ny fanamarihana avy aminao.

Hamoaka printy