2023
Drafitra ho ahy
Janoary 2023


Ny lalan’ny fanekempihavanako

Drafitra ho ahy

Rehefa manara-dia an’i Jesoa ianao dia hahita fitahiana mahatalanjona eo amin’ny lalanao!

Sary
Page from the January 2023 Friend Magazine. My Covenant Path: A Plan for Me

Zanak’ Andriamanitra ianao, ary manana tanjona miavaka ianao. Ao anatin’ny Namana tsirairay amin’ity taona ity ianao dia hianatra fitahiana iray eo amin’ny lalan’ny fanekempihavananao hiverenana miaina miaraka Aminy indray andro any.

Anarako:

Izaho dia teraka tao:

Ny fianakaviako:

Ny namako akaiky indrindra:

Fotoana sy toerana nanaovana na hanaovana batsia ahy:

Ny fotoana nahatsapako ny Fanahy Masina:

Ny fjjoroako ho vavolombelona:

Oviana aho ny hahazo ny fahazoan-dalana hidirana ny tempoly:

Ireo tempoly tiako haleha:

Hamoaka printy