Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny vavaka
Afaka mivavaka amin’ ny Ray any An-danitra aho.
Afaka mivavaka ny maraina rehefa mifoha.
Afaka mivavaka aho amin’ny alina alohan’ny hatory.
Afaka mivavaka foana aho amin’ny fotoana rehetra!
Fotoana ho an’ ny fiaraha-mientana
Oviana ianao no miaraka mivavaka amin’ny fianakavianao? Tadiavo ireo zavatra miafina etsy ambany.