Valin-teny avy amin’ny Apôstôly iray
Ahoana no ahafahan’ny fianakavianao mifanampy?
Namboarina avy tamin’ny “Filankevitry ny mpianakavy,” Liahona, mey 2016, 63–65.
Miaraha mivavaka, mihaino, miresaka, ary manao drafitra.
Miaraha manapaka hevitra. Ampandraiso anjara ny rehetra.
Afaka manampy ireo ankizy madinika ny ankizy efa lehibehibe.
Zarao amin’ny fianakavianao ny olanao, ny tebitebinao, ny fanantenanao, ary ny nofinofinao.