Zavatra mahafinaritra
Haza fitahiana
Nanome fitahiana maro antsika ny Ray any An-danitra. Hitanao ao an-tranonao ve ireto zavatra ireto? Soraty izay hitanao amin’ny tsirairay amin’izany. Inona koa ny fitahiana hafa nomen’ny Ray any An-danitra anao?
-
Zavatra iray mampahatsiahy anao ny tempoly:
-
Zavatra mahafinaritra:
-
Zavatra izay manamora ny fiainana:
-
Zavatra izay mampitsiky anao:
-
Zavatra tsara tarehy izay namboarin’ny Ray any An-danitra:
-
Sakafo matsiro na mahasalama:
-
Zavatra maro loko:
-
Zavatra iray mampahatsiahy anao ny batisa:
-
Olona tianao:
-
(Fenoy ny anao manokana):