Margo sy Paolo
Salama, Magro no anarako.
Ary izaho no Paolo.
Nandeha eran’izao tontolo izao niaraka tamin’ny fianakavianay izahay.
Fa izao izahay dia tafaverina eto Brésil.
Nahazo namana mahafinaritra izay tamin’ny toerana tsirairay hitanay.
Toy an-dry Hina avy any Japon, sy i Marco avy any Italia, ary–
Rankizy, nahazo taratasy avy amin’ny namareo avy Etazonia ianaoreo
I Matt sy Mandy!
Voarain’izy ireo ny karatry ny krismasy nalefanay! Ary tian’izy ireo hitantara amin’izy ireo ny momba an’i Brésil izy ireo.
Faly izahay hizara ny tantaranay.
Andao hihaona amin’ny fianakavianay!
Ity ny bebenay. Tiako ny miara-mahandro aminy.
Ary tiako ny mihinana izay andrahoin’izy ireo.
Ireto ny ray aman-dreninay. Tianay ny mandeha an-tongotra sy mikaroka toerana vaovao miaraka amin’izy ireo!
Izy no Lucas, zandrinay lahy.
Natsangan’ny fianakavianay izy tamin’ny taon-dasa. Ho fehezina amin’ny fianakavianay izy tsy hoe ela any amin’ny tempoly!
Ary izy no Kiwi, bolokinay. Tia voankazo sy legioma izy!
Kiwi ho an’i Kiwi?
Adaladala kely ny ato an-tranonay indraindray.
Fa mahafinaritra be koa. Sa tsy izany Kiwi?
Mahafinaritra! Skoak!
Tsy andrinay ny hanomboka ny dia vaovao ataonay eto Brésil.
Na aiza na aiza no misy anay, dia afaka miara-manara-dia an’i Jesoa izahay!