Janoary 2023 Ry namana malalaVakio ny hafatra mikasika ny fiarahana manara-dia an’i Jesoa. Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasyVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao! Dallin H. OaksI Jesoa no fahazavantsikaVakio ny hafatra iray avy amin’ny Filoha Dallin H. Oaks momba an’i Jesoa Kristy. Richard M. RomneyBe tabataba!Be tabataba ao an-tranon’i Luke, saingy mahita fiadanana izy ao amin’i Jesoa Kristy. Avia, hanaraka Ahy Avia, hanaraka Ahy,fiaraha-mientanaAmpiasao ireto fiaraha-mientana ireto entina handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny fianakavianao. Dia mankany EgyptaAraho ny lalana mba hanampiana an’i Maria sy i Josefa ary i Jesoa hahita ny lalany mankany Egypta. Drafitra ho ahyAtaovy ity asa atao ity mba hianarana momba ny lalan’ny fanekempihavananao. Ny nahatonga an’i Siedeh ho lasa sahyRehefa misedra olana i Siedah any an-tsekoly dia mahazo tsodranon’ny fisoronana izy ary manampy azy hahatsapa fiadanana sy ho sahy izany. Tadiavo!Hitanao ve ireo zavatra miafina ao amin’ilay sary? Manao ahoana ny fanarahanao an’i Jesoa?Fenoy ity taratasy ity ary alefaso any amin’ny Namana izay mba hilazana aminay ny fomba fanarahanao an’i Jesoa! Manara-dia an’i Jesoa any AngleteraFantaro i Lucia sy i Vivie ary i Zac avy any Angletera ary fantaro ny fomba fanarahan’izy ireo an’i Jesoa. Maneho ny fiarahabana avy aty Angletera!Andao hianatra momba an’i Angletera! Susan H. PorterManampy amin’ny asan’ny Ray any An-danitraVakio ny hafatra iray avy amin’ny Rahavavy Susan H. Porter mikasika ny fanampiana amin’ny asan’ny Ray any An-danitra. Tantara momba ny finamananaFenoy ny banga hanoratana ny tantaranao momba ny finamanana. “Mivavaha ry Helamán”Naneho ohatra tamin’ireo namany i Helamán tamin’ny alalan’ny vavaky ny sakafo tany an-tsekoly. Hevitra tsaraPetadrindrina misy ny hafatra hoe: “Jesoa no tena fahazavana.” Matthew J. Neeley sy Nola P. NeeleyJesoa no tena fahazavakoMianara mitendry ny endrika notsorina amin’ny “Jesoa no tena fahazavako.” Afaka mamaky ny Testamenta Vaovao ahoVakio ireo andininy ao amin’ny Testamenta Vaovao ho an’ny herinandro tsirairay ary lokoy avy eo ny faritra banga mifanaraka amin’izany. ManaratoHitanao ve ireo zavatra miafina ao amin’ilay sary? Miara-manara-dia an’i JesoaAmboaran-teny nambaran’ankizy manerana izao tontolo izao. Jane McBrideMiara-mahatsiaro amin’i BebeBe hadino i Bebe, saingy mianatra faharetana aminy i Mari ary tena tia ireo tantarany. Margo sy PaoloFantaro i Margo sy Paolo ary ny fianakavian’izy ireo any Brésil! M. Russell BallardAhoana no ahafahan’ny fianakavianao mifanampy?Vakio ny hafatra iray avy amin’ny Filoha M. Russell Ballard momba ny fanampiana ny fianakavianao. Ho an’ny ankizy lehibe kokoa Ho an’ny ankizy lehibe kokoaFanoroam-pejy ho an’ny ankizy lehibe kokoa Sandra EdwardsHazavana, fakan-tsary, asa fanompoana!Nandritra ilay valanaretina COVID-19 dia nanao horonan-tsary tamin’ny teny espaniola momba ny Avia, manaraha Ahy i Antonella sy i Mariana. Inona no ao an-tsainao?Hetezo ity karatra ity dia vakio ireo soratra masina isaky ny mila hery bebe kokoa ianao. Haza fitahianaAtaovy ity haza fitahiana ity mba hanampy anao hankasitraka noho ireo zavatra nomen’ny Ray any An-danitra anao. Mikaela WilkinsMisolo tena an’i JesoaNanomana ny tenany i David mba ho afaka misolo tena an’i Jesoa rehefa mizara ny fanasan’ny Tompo. Fruean P.Mikatsaka ny talentakoVakio ny fomba nampiroboroboan’i Fruean P. ireo talentany tamin’ny alalan’ny fandaharan’asa Ankizy sy Zatovo. Ho an’ireo namana madinika Ho an’ireo namana madinikaFantaro ireo namana kely manerana izao tontolo izao. Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny vavakaIanaro ny fomba ahafahanao manara-dia an’i Jesoa amin’ny alalan’ny vavaka. Fanomezana ho an’i JesoaMamakia tantara iray mikasika ny nitondran’ireo Magy fanomezana ho an’i Jesoa Kristy. Ny Baiboly dia mampianatra momba an’i JesoaAmpianaro ny ankizy madinikareo amin’ny alalan’ny pejy holokoina mifototra amin’ny filazantsara. Ny hafatra amin’ity volana ity dia: “Ny Baiboly dia mampianatra momba an’i Jesoa.” Avia, hanaraka Ahy Asa atao ho an’ny ankizy madinikaAmpiasao ireto asa atao ireto entina handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny ankizikelinareo. Ry ray aman-dreny malalaMamakia hafatra ho an’ny ray aman-dreny mikasika ny fikatsahana fiadanam-po ao amin’i Jesoa Kristy.