Zavatra mahafinaritra
Manarato
Sary
Page from the January 2023 Friend Magazine. FUNSTUFF: Catching Fish
Mpanarato ny sasany tamin’ireo mpianatr’i Jesoa Kristy. Hoy i Jesoa tamin’izy ireo: “Andeha hanaraka Ahy fa hataoko mpanarato olona ianareo” (Matio 4:19). Hitanao ve ankizy iza no hahazo trondro aiza?