2023
Ry namana malala
Janoary 2023


Ry namana malala,

Sary
Painting of Jesus Christ holding an oil lamp.

Fantatrao ve ny teny filamatry ny Namana? (Toro: Hitanao eo amin’ny fonon’ny laharana tsirairay izany.) Izany dia hoe: “Miara-manara-dia an’i Jesoa”! Mivadiha ao amin’ny pejy 14 raha te hahafantatra momba ireo ankizy sasany avy any Angletera izay manara-dia an’i Jesoa amin’ny alalan’ny fanampiana ny fianakaviany.

Amin’ity volana ity ianao dia hahita ihany koa tantara an-tsary vaovao momba an’i Margo sy i Paolo sy ny zavatra niainan’izy ireo tany Brésil. Mivadiha ao amin’ny pejy 32 raha te hahafantatra ny fianakavian’izy ireo sy i Kiwi, boloky ompian’izy ireo!

Amim-pitiavana,

Namana

Fanamarihana Tianay ho heno ny fomba fanarahanao dia an’i Jesoa any amin’ny toerana misy anao. Valio fotsiny ireo fanontaniana ao amin’ny pejy 13 dia alefaso ao!

Hamoaka printy