2023
Tadiavo!
Janoary 2023


Zavatra mahafinaritra

Tadiavo!

Sary
A family doing a drawing activity

Ity fianakaviana ity dia manao ilay asa atao momba ny tanjona ao amin’ny pejy 7 mandritra ny takarivan’ny mpianakavy. Hitanao ve ireo sary efatra nataon’ilay fianakaviana momba ny tanjon’izy ireo? Tadiavo avy eo ireo zavatra hafa miafina.

Sary fanehoana nataon’i Carolina Farias

Hamoaka printy