2023
Maneho ny fiarahabana avy aty Angletera!
Janoary 2023


Maneho fiarahabana avy aty Angletera!

Fantaro ireo zanaky ny Ray any An-danitra manerana izao tontolo izao.

Sary
Panel 3 of 12 1. Red, double decked bus. 2. Windsor Castle 3. United Kingdom Flag and Great Brittan 4. Flag 5. Shakespeare talking with a speech bubble 6. English ship from the 1800s with pioneers on it. 7. Preston England Temple with a family walking in front of it. Girls in dresses and boys in white shirts and ties and slacks. 8. London England Temple 9. Cheese wheel with a ball 10. Plate of Veg and Egg Muffins 11. Cheese wedge and a container of milk. 12. British Flags.

Angletera dia firenena iray any andrefan’i Eorôpa. Tafiditra ao anatin’i Royaume Uni izy. Olona mihoatra ny 50 tapitrisa no monina ao.

Ireo mpisava lalana

Sary
Pioneers standing in front of a boat

Tamin’ny 1837 no nahatongavan’ireo misiônera voalohany tao Angletera. Olona maro no natao batisa ary avy eo dia nandeha tany Etazonia. Ankehitriny dia misy mpikamban’ny Fiangonana efa ho 150.000 ao Angletera!

Ny fiteny anglisy

Sary
hakespeare talking with a speech bubble

I William Shakespear, ilay mpanoratra, dia avy any Angletera. Namorona teny anglisy an-jatony maro izy. Ankehitriny dia olona manakaiky ny 1.5 lavitrisa no miteny anglisy.

Tranona mpanjaka

Sary
Windsor Castle

Misy lapa an-jatony any Angletera. Ny lapa Château de Windsor dia naorina tamin’ny taonjato faha-11 ary izy no lapa ela indrindra mbola misy olona mipetraka.

Mivezivezy ao Londres

Sary
A red double-decker bus

Londres, Angletera, no renivohitr’i Royaume Uni ary anisan’ny tanàna lehibe indrindra any Eoropa. Misy fiara fitateram-bahoaka mena avo be any izay manampy ny olona hivezivezy.

Tempoly tsara tarehy anankiroa

Sary
Preston England Temple and London England Temple with a family walking in front of it. Girls in dresses and boys in white shirts and ties and slacks.

Angletera dia manana tempoly any Preston sy any Londres.

Sary fanehoana nataon’i Raquel Martín

Hamoaka printy