Rehefa mitranga ireo zava-tsarotra eo amin’ny fiainanantsika, dia afaka miantehitra amin’i Jesoa Kristy foana isika. Ampio ireo zanakareo hahafantatra fa afaka mitodika amin’ny Mpamonjy izy ireo raha mila fankaherezana. Inona no azon’izy ireo atao mba hikatsahana ny fiadanany? Azonao atomboka amin’ireo hevitra sasany avy ao amin’ny pejy 4 sy 10 izany.
Amim-pitiavana,
Ny Namana