Amin’ity taona ity ianao dia afaka mianatra ny fiainan’i Jesoa Kristy sy ireo Apôstôliny. Vakio ireo andinin-tsoratra masina ho an’ny herinandro tsirairay ao amin’ny pejy 26. Avy eo dia lokoy ireo faritra mifandray amin’izany eto amin’ity pejy ity.
Rindran-damin’ny famakiana ny Testamenta Vaovao
Mifanaraka amin’ireo lesona isan-kerinandron’ny Avia, hanaraka Ahy 2023 ireo andinin-tsoratra masina ireo. Lokoy ireo faritra mifanaraka aminy ao amin’ny pejy 24–25.
-
Matio 1:21–23; Lioka 1:30–32
-
Lioka 2:42–49, 52
-
Jaona 1:3–5, 9–12
-
Matio 3:13–17
-
Lioka 5:4–11
-
Jaona 3:16–17; 4:7–14
-
Matio 5:13–16
-
Matio 7:24–27
-
Marka 4:36–39
-
Matio 9:20–22, 35
-
Matio 11:28–30
-
Matio 13:44–46
-
Matio 14:24–33
-
Matio 28:1–2, 5–8; Jaona 20:19–21
-
Matio 15:32–38
-
Lioka 10:30–37
-
Jaona 9:1–7
-
Lioka 17:11–19
-
Marka 10:13–16
-
Matio 22:36–40
-
Matio 25:1–13
-
Matio 26:26–29; Jaona 13:34–35
-
Jaona 15:9–12
-
Lioka 22:39–44
-
Jaona 19:1–3, 16, 40–41
-
Jaona 20:11–18
-
Asan’ny apostoly 3:1–10
-
Asan’ny apostoly 9:3–6, 17–18
-
Asan’ny apostoly 12:5–11
-
Asan’ny apostoly 17:24, 28–29
-
Asan’ny apostoly 27:18, 21–25, 40, 43–44
-
Romana 1:16–17; 5:1–5
-
Romana 8:35, 37–39
-
1 Korintiana 2:9–11
-
1 Korintiana 12:4, 8–11
-
1 Korintiana 15:55, 57–58
-
2 Korintiana 5:17–18, 20
-
2 Korintiana 9:15; 12:9–10
-
Galatiana 5:22–23; 6:9–10
-
Efesiana 2:19–20; 4:11–13
-
Filipiana 4:7–8, 13
-
1 Tesaloniana 5:11, 16–18
-
1 Timoty 4:10–12; 2 Timoty 1:7–8
-
Hebreo 5:8–9; 6:15, 19
-
Hebreo 11:1–3, 6–11
-
Jakoba 1:5–6, 22, 27
-
1 Petera 3:18–20; 2 Petera 1:5–7
-
1 Jaona 2:28; 3:1–3, 23–24
-
Apokalypsy 3:20–22
-
Apokalypsy 12:7–11; 14:6–7
-
Lioka 2:8–17
-
Apokalypsy 21:3–4, 6–7