2023
Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy
Janoary 2023


Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy

Ireo toerana amakiantsika ny Namana

Sary
Two girls holding up copies of the Friend

I Sofia sy i Jade K., 7 sy 4 taona, dia mamaky ny Namana amin’ny fiteny alemà any Hollande-Méridionale, Pays-bas!

Mahita ny tempoly no mahafinaritra ahy

Sary
Boy standing by temple sign

Nitsidika ny tempolin’i Portland Oregon i Dallin J., 9 taona.

Manorina fitiavana

Sary
Boy and girl sitting next to plastic blocks

Nanorina maodelin’ny tanànan’i Ziona izahay tamin’ny alalan’ireo “Sahanasa ao amin’ny Avia, hanaraka Ahy” (jan. 2002)!

Stefano sy Isabella T., 4 sy 5 taona, Lima, Pérou

Hamoaka printy