Namana
Ry namana malala
Mey 2024


“Ry namana malala,” Namana, Mey 2024, fonony anatiny eo anoloana.

Ry namana malala,

Sary
alt text

Indroa isan-taona isika dia maheno ny mpaminany sy ireo mpitarika hafa ato amin’ny Fiangonana miresaka amintsika mandritra ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany. Manana hafatra manan-danja ho antsika avy amin’ny Ray any An-danitra izy ireo.

Inona no zavatra renao nandritra ny fihaonambe maneran-tany tamin’iny volana lasa? Avadibadiho ireo pejy hamakiana ny zavatra nampianarin’ny mpaminany. Mahazo fitahiana isika rehefa manaraka ny mpaminany!

Amim-pitiavana,

Namana

Fanamarihana Ahoana no hanarahantsika ny mpaminany? Soraty ary tantarao aminay! Mandehana any amin’ny fonon’ny boky any amin’ny farany mba hahitanao ny fomba hanaovana izany.

Hamoaka printy