Namana
Naoty sy fiatoana
Mey 2024


“Naoty sy fiatoana,” Namana, Mey 2024, 14.

Zavatra mahafinaritra

Naoty sy fiatoana

Sary
Asa atao amin’ny endrika PDF

Ny naoty amin’ny mozika dia milaza amintsika ny fotoana tokony hirana. Misy ihany koa ireo famantarana amin’ny mozika izay antsoina hoe fiatoana. Ny fiatoana dia milaza amintsika ny fotoana tokony tsy hihirana. Samy manana ny isany ny naoty sy ny fiatoana mba hanehoana ny faharetany.

Ampiasao ireo naoty sy fiatoana etsy ambany mba hanoritana tsipika avy amin’ny teboka iray mankany amin’ny teboka iray. Manorita tsipika miolaka ho an’ireo naoty ary tsipika fisaka ho an’ny fiatoana. Ny haben’ny tsipika miolaka dia mifanaraka amin’ny isan’ny naoty. Misy iray efa natao hanehoana anao ny fanaovana azy.

  • Isa 1

  • Isa 2

  • Isa 1

  • Isa 2

  • Isa 4

Hamoaka printy