Namana
Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy
Mey 2024


“Mpinamana amin’ny alalan’ny mailaka,” Namana, Mey 2024, 1.

Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy

Ireo toerana amakiantsika ny Namana

Sary
Ankizilahy sy ankizivavy mihazona tahadikan’ny gazetiboky Namana

Pia sy Daniel O., samy 10 taona, mamaky ny Namana amin’ny fiteny anglisy ao amin’ny fivondronan’i Nairobi, Kenya.

Famalonana mahafinaritra!

Sary
Ankizilahy mitazona taratasy aforitra

Tiako ny manao ireo fiaraha-mientana atao isam-bolana. Nahafinaritra ahy ny nanao ny taratasy aforitra sy fanamariham-pejy (Mey 2023)!

Ethan B., 8 taona Nebraska, Etazonia

Tianay ny mahita ny tempoly

Sary
Ankizilahy sy ankizivavy eo anoloan’ny tempoly

IGiorgia sy i Noah V., 9 sy 6 taona, dia nitsidika ny tempolin’i Melbourne Australia.

Tianay ny maheno vaovao avy amin’ireo namana!

Hamoaka printy