Namana
Rehefa lehibe aho
Mey 2024


“Rehefa lehibe aho,” Namana, Mey 2024, 42.

Zavatra mahafinaritra

Rehefa lehibe aho

Nandefa antsika teto an-tany ny Ray any An-danitra mba hianatra sy hivoatra. Inona avy ireo zavatra tianao hianarana sy hivoarana?

Izaho rehefa lehibe kokoa:

  • Ny fomba hanampiako ny hafa:

  • Zavatra tiako hianarana:

  • Talenta tiako hatsaraina kokoa:

  • Ny fomba tiako hanarahana ny Ray any An-danitra sy i Jesoa Kristy:

Sary
Tantara amin’ny endrika PDF

Hamoaka printy